in the future - u will be able to do some more stuff here,,,!! like pat catgirl- i mean um yeah... for now u can only see others's posts :c
- ASABOTSY JARDIN DU RANELAGH NY FOTOANA !
- MITSANGANA ! MITENENA ! ANDEHA HIRAY HINA ISIKA HO ANâNY TANINDRAZANA !
- TSY MILA INVESTITURE ANâI RAJOELINA !!
- MADAGASIKARA HO AN ÂŽNY MALAGASY !!
47 - 3
#REMANA_ABO on se que tu es fatiguée .
Mais les Ambany lanitra Malagasy namnao , a besoin d'une fĂȘte avec feu d'artifice non ?
Seul celui qui est conscient de sa cage ,
Peut en sortir , mes amis .
Ils ne te soutiennent pas, parce que qu'ils ont
Peur que tu ne deviennes meilleur qu'eux.
Kkkkkk POMA , Mirary soa hoantsika rehetra ry Vahoaka Ambany lanitra Malagasy namako bisousssssss ...
8 - 1
16 DECEMBRE 2023, TOUS CONTRE LâINVESTITURE DâUN USURPATEUR Ă LA TETE DE NOTRE PAYS
ETO AMINâITY TOERANA ITY NY FOTOANANTSIKA AMINâNY SABOTSY
JARDIN DU RANELAGH ANGLE RUE DE LA MUETTE PARIS 75016
MBA TSY HO AVY NY ORANA AMINâIO NA DIA ISIKA TSY MIALA ARY TSY MITSOAKA NA ORANA MIKIJA AZA !
TONGAVA DAOLO FA NY MITABE FOANA NO TSY LANINâNY MAMBA !
LA REVOLTE EST UN DEVOIR QUAND LA TYRANNIE DEVIENT LA LOI !
#Fanirisoa_Ernaivo
103 - 9
@ ASABOTSY 16 DEC 14H EN FACE NY AMBASSADE MALAGASY AO PARIS, HANEHO TSY FANKASITRAHANA NY INVESTITURE NDRAJOELINA ISIKA !
#Fanirisoa_Ernaivo
53 - 9
LUNDI 11 décembre à 9h 30mn Dia hanao AMPAMOAKA GOAVANA ny tenako izay harahinao ato #Révélation . Resaka théorie de complot natao amiko depuis (2018-2023)... pratiques mafieuses misy eto MAHAJANGA... Corruption à haut niveau . iza jiaby ???? aiza ??? #Afakandro_Christian
27 - 3
SONGADIM-BAOVAO ...
Nahazo taratasy fiantsoana hiatrika fanadihadiana eny aminâny Sampana misahana ny fikarohana bevava eny Fiadanana ny mpanao gazetinâny Real TV Madagasikara Gascar Fenosoa androany 07 Desambra 2023 .
Tsy misy daty voafaritra mazava moa aminâio fampiantsoana anâi Gascar Fenosoa io fa asaina manantona avy hatrany eny Fiadanana izy raha vao mahavoaray ny taratasy fampiantsoana .
26 - 12
Tsy tiko ohaaaa! Nareo ry Ambany Lanitra namako, hotrany nitaintaina TĂ©o amy le tantara mpirenena ny Gahy #BAKIKY iny fa Aleo ba mihomehy kely tsika alohany matory fa, misy tantara ny Alika Tanana( DOG) foyer sy Alika Dia( Lou )
Ba amizay ny Vahoaka Ambany Lanitra namako ba matory tsara, Fa ba ry zala Champion du monde reo ko ba tsy my Dodo niany kkkkkkk POMA đ
Fa nareo vĂ© hoa ry reto ba mahita hoe misy mitaintaina ny mpanaraka histoire ny ANDRIAMANJAKA sy ny firenenany Madagascar đČđŹ Dia Zaho âïž
#PDG_Andry_BIAHARY_Mouslim_HAJJ_BAKIKY votre pur cauchemar đč
#REMENA_ABO mamoaka ny Vahoaka Ambany Lanitra any amy fahazavana
inn sha Allah,Y a RabĂŻi Al amin đ€Č
46 - 4
#Andry_Biahary - Ry vahoaka ambany Lanitra Malagasy namako rehetra
Hotranizao i #REMENA_ABO rehefa manompo vahoaka madinika mijaly MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA tompony harena
Hotranizao i #Mr_CAMELEON koa Mila tsodrano @ny Ray aman-dreny manerana ny Nosy Madagascar đČđŹ tsika Ty. Izany no maha Njamba ny masony hafa ka milaza fa olona adala iny.
Oui enkeko satria raha ny hamaroany harena nangoniko hoan'ny Vahoaka, tsy tokony hilanja(Joker)Gony tahaka anao Aho.
Madagascar đČđŹ de Za
#PDG_Andry_BIAHARY_Mouslim_HAJJ_BAKIKY et sont peuplés
#REMENA_ABO Groupe AJIAH
44 - 2
HELOKA HIBABOHANA MODY RARINY / ARAHO HATRANY